tkg_jhn_text_reg/08/45.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 45 Kanefa, satria mizaka gne marina aho, da tsy mino anà anareo.\v 46 Ia aminareo no magnameloky anà ame fahota? Raha mizaka gne marigny aho, nagnino no tsy hinoanareo?\v 47 Izay avy amin'Andriamanitry da mahare gne zakan'Andriamanitry; tsy mahare izany anareo satria tsy avy amin'Andriamanitry."