tkg_jhn_text_reg/08/31.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 31 Jesosy nizaka tamindreo Jiosy izay nino an'azy hoe:"raha mipetraky ame zakako anareo,da ho tena mpianatriko; \v 32 ary ho fatanareo gne marigny, ary gne marigny hagnafaky anareo." \v 33 Ary indreo namaly an'azy hoe:"taranak'i Abrahama ihay ary tsy mbola nandevozin'iza na iza hatrizay; ka akohinga gn'izakanao hoe:'ho afaky anareo'?