tkg_jhn_text_reg/08/25.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 25 Noho izany da hoy indreo tamin'azy hoe:" ihia eky anao?" Hoy Jesosy tamindreo hoe:"araky izay voazakako taminareo hatrizay am-boalohany.\v 26 Mana raha marobe ho zakay sy hitsarà momba anareo aho. Kanefa, izy izay nagniraky anà da marigny; ary ireo raha izay reheko avy tamin'azy, da hambarako amin'izao tontolo izao."\v 27 Tsy azondreo anefa fa izy da niresaky taminareo momba gne Ray.