tkg_jhn_text_reg/08/23.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 23 Hoy Jesosy tamindreo hoe:"avy egny ambany anareo; ihao koa avy agny ambony. Avy amin'izao tontolo izao anareo; fa ihao tsy avy amin'izao tontolo izao. \v 24 Noho izany, nambarako taminareo fa ho faty ao ame fahotanareo anareo. Fa raha tsy mino anareo fa IHAO NO IZY,da ho faty ame fahotanareo anareo