tkg_jhn_text_reg/08/21.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 21 Ary hôy izy indraiky tamindreo hoe:"andeha ihao; hitadia anà anareo ary ho faty ame fahotanareo. Izay andehanako, da tsy ho azonareo handeana." \v 22 Hoy indreo Jiosy hoe:"hamono tegna izy sa? Izany me agnatony nizakany hoe:'izay ombako, da tsy azonareo andeana'?"