tkg_jhn_text_reg/08/19.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 19 Hoy indreo tamin'azy hoe:"ahia gne rainao?" Jesosy namaly hoe:"tsy fatanareo na ihao gne Raiko; raha nahafatatry anà anareo, da mahafatatry gne Raiko evako." \v 20 Teo mariniky gne fandahatsan-drakotry izy no nizaka izany zakany izany raha igny izy nampianatry teo ame fengona igny, ary tsy nisy nanambotry an'azy satria tsy mbola avy gne lera.