tkg_jhn_text_reg/08/04.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 4 (Fagnamarigna: hiteo gne fagnamarigna momban'i Jaona 7: 53-8: 11 egny ambony) Avy eo hoy indreo tamin'azy hoe:"ry mpampianatry ô, ity viavy ity da tratry teo am-pijangajangana. \v 5 Ary ao ame lalàna, Mosesy nibeko anay mba hitoraky vato gne olo magnano an'izany; ino no ambaranareo momba an'azy? \v 6 Nozakaindreo hamandria an'azy fotsiny anefa izany mba ahafandreo mameloky an'azy, fa Jesosy koa niondriky ary nanoratry tame tany ame rambotagnany.