tkg_jhn_text_reg/06/41.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 41 Avy eo nimonomono momba an'azy indreo Jiosy satria izy nizaka hoe:" izaho no mofo nidigny avy agny an-dagnitry." \v 42 Ary hoy indreo hoe:"tsy i Jesosy zanak'i Josefa me io, izay fantatsika gne ray aman-dreniny? Akoinga gne izakany hoe:'nidigny avy agny an-dagnitryaho'?"