tkg_jhn_text_reg/06/35.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 35 Da hoy Jesosy tamindreo hoe:"izaho no mofon'ny fiaina; izay magnato anà tsy mba ho mosarehe koa. ary izay mino anà tsy hangeteheta koa. \v 36 Kanefa efa nozakaiko taminareo fa nahita anà evao anareo, nefa tsy mino. \v 37 Gne rehetra izay omen'gne Raiko anà da hagnato anà, ary izay magnato anà da tsy ho ariako.