tkg_jhn_text_reg/06/13.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 13 Ka da nalagnondreo izany ka nahafeno haro roa ambin'ny folo gne sasasany gne mofo dimy sisa navelandreo nihina. \v 14 Avy eo, rehefa nahita izany famatara namboariny izany gne olo, da hoy indreo hoe:" ity marina gne mpaminagny izay avy ho ety amin'izao tontolo izao." \v 15 Rehefa hitan'i Jesosy fa ho avy indreo angala an'azy sy hanandratry an'azy an-keriny ho mpanjaka, da niverigny tegny ame vohitry indraiky izy.