tkg_jhn_text_reg/03/16.txt

1 line
465 B
Plaintext

\v 16 Fa tena tian'Andriamanitry izao tontolo izao, ka nomeny gne zanany laha tokona, mba tsy ho very izayrehetra mino azy fa hanana gne fiana mandrak'izay.\v 17 Fa Andriamanitra tsy nagniraky gne zanaka laha ho am'izao tontolo izao mba agnameloka an'izao tontolo iza,fa mba hamojy izao tontolo izao ame alalany.\v 18 Izay mino azy da tsy heloina, fa izay tsy mino da efa voaheloky sahady satria tsy nino gne agnaran'ilay zanaka laha raiky sy tokan'Andriamanitry.