tkg_jhn_text_reg/03/07.txt

1 line
237 B
Plaintext

\v 7 Aza gaga am'izay nozakaiko anao hoe:'tsy maitsy hateraky indraiky anareo.'\v 8 Gne rivotry miala na aiza na aiza iriany; renao gne feony, fa tsy fatanao izay niaviany na izay andeanany. Mitovy amizany aby izay ateraky gne fagnaha."