tkg_jhn_text_reg/01/49.txt

1 line
464 B
Plaintext

\v 49 Ntanaela namaly hoe:"Raby, anao gne zanak'Andriamanitra! Anao no mpanjakan'Isiraely!"\v 50 Jesosy namaly ka nizaka taminy hoe:" satria aho nizaka taminao hoe:'nahita anao teo ambanin'gne hazon'aviavy aho,' no hinoanao? Hahita raha tsara mihoatry noho izany anao."\v 51 Avy eo izy nizaka hoe:" zakaiko aminareo, marina, da marina tokoa, fa hahita gne lagnitry hisokatry anareo, ary ireo anjelin'Andriamanitra hiakatry sy hihidigny eo ambonin'gne zanak'olo."