tkg_jhn_text_reg/01/40.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 40 Riky tamin-dreo mpianatry roa nahare an'i Jaona nizaka ary nagnaraky an'i Jesosy avy eo i Andrea, rahalan'i Simona Petera.\v 41 Nitady an'i Simona rahalany eky izy ary nizaka tamy hoe:" hitanay gne Mesia"( izay adika hoe Kristy). \v 42 Nindahy azy tagny amin'i Jesosy izy, ary nagnety an'azy i Jesosy ka nizaka hoe:"anao da Simona zanak'i Jaona, anao da ho angia hoe Kefasy"( izay midika hoe: Petera).