tkg_jhn_text_reg/01/01.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v 1 Tame voalohany gne nizaka, ary gne zaka tao amin'Andriamanitra, ary gne resaka da Andriamanitra.\v 2 Izany da tao amin'Andriamanitra tame voalohany. \v 3 Gne raha rehetra da avy aminy agnaby, ary raha tsy izy da tsy nisy na inona na inona.