tkg_jhn_text_reg/18/33.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 33 Avy eo niditry tao agnaty rova indraiky Pilato ka nangaiky an'i Jesosy ary nizàka taminy hoe: "Anao gne mpanjakan'gne Jiosy?" \v 34 Jesosy namaly hoe: "Magnontany avy amè tegnanao anao, sa nisy hafa nizàka anao momba Anah?" \v 35 Pilato namaly hoe: "Tsy Jiosy iao, sa tsy izà?" Gne vahoakanao sy ireo lohan'gne mpisorona gne nanolotry anao tamiko. Ino gne nataonao?"