tkg_jhn_text_reg/10/40.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 40 \v 41 \v 42 Da nandeha an-dafin'i Jordana indraiky Izy ho agny amin'ilay toerana izay nanaovan'i Jaona batisa voalohany, ary nipetraka teo. Maro gne olonanatona Azy ary hoy indreo hoe:''Jaona tsy nanao famantarana,fa gne zavatra rehetra nambaran' Jaona momba io lelà io da marina.'' Maro gne olo nino Azy teo.