|
\v 39 ho izà antony izà da tsy nino indreo, araky gne voazakan'i Isaia fehizay hoe: \v 40 "Nohajambaigny gne masondreo, ary nohamafishiny gne fondreo; mifanohitry amin'izà indreo da te-hahita amè masondreo ary hahazo amè fondreo, ka hitodiky, ary Iao hanasitragny andreo." |