|
\v 12 Gne omaray da vahoaky maro gne tonga tamè andro fifalia. Rehefa rendreo fa ho avy ao Jerosalema Jesosy, \v 13 da nangala sampan-drofia indreo ary nijoso ka nitsena Anazy tamè feo mafy hoe: "Hosana! Sambatry ilay avy amè agnaran'gne Tompo, Ilay mpanjakan'Israely." |