tkg_jhn_text_reg/03/16.txt

1 line
467 B
Plaintext

\v 16 Fa tena tian'Andriamanitry izao tontolo izao, ka nomeny gne zanany lahy tokany, mba tsy ho very izay rehetra mino anazy fa hanà gne fiagna mandrakizay.\v 17 Fa Andriamanitry tsy nagniraky gne zanaky laha ho am'izao tontolo izao mba agnameloka an'izao tontolo iza,fa mba hamojy izao tontolo izao ame alalany.\v 18 Izay mino azy da tsy heloina, fa izay tsy mino da efa voaheloky sahady satria tsy nino gne agnaran'ilay zanaka laha raiky sy tokan'Andriamanitry.