tkg_jhn_text_reg/21/24.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 24 Izy gne mpianatry izay nijoro vavolombelo momba ireo raha ireo, sy ilay nanoratry ireo raha ireo, ary fatantsika fa marina gne fagnambarany.\v 25 Misy raha maro hafa koa izay namboarin'i Jesosy. Raha voasoratry tsiraikiraiky aby izany, da heveriko fa na da izao tontolo izao aza tsy ho omby gne boky izay ho soratana.