tkg_jhn_text_reg/21/22.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 22 Hoy jesosy tamin'azy hoe:"raha tiako hipetraky izy mandra-piaviako, da midika ino izany aminao? Magnara anaha."\v 23 Ka nipariataky teo amindreo mpirahalaha izany zaka izany, fa tsy ho faty io mpianatra io. Nefa Jesosy tsy nizaka tamin'i Petera fa tsy ho faty ilay mpinatra hafa, fa hoe:"raha tiako hipetraky izy mandra-pihaviako, da midika inona izany aminao?"