tkg_jhn_text_reg/21/20.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 20 Nitodika Petera ka nahita ilay mpianatry izay tian'i Jesosy nagnaraky an'azy indreo, ilay raiky izay niakina ampitan'i Jesosy evakoa tao ame fisakafoana ary nagnano hoe:"tompo, iza ilay raiky hamadika anao?" \v 21 Nahita azy Petera ary hoy izy avy eo tamin'i Jesosy hoe:"tompo, ino no ho ataon'io lelaha io?"