tkg_jhn_text_reg/21/17.txt

1 line
546 B
Plaintext

\v 17 Nizaka tamin'azy fagnitelony izy hoe:"Simona, zanak'i Jaona, tia anaha anao sa?" Da nalahelo Petera satria Jesosy nagnano intelo tamin'azy hoe:"tia anaha anao sa?" Ka hoy izy tamin'azy hoe:"tompo, anao gne mahafatatry gne raha aby, fatanao fa tia anao aho." Hoy Jesosy tamin'azy hoe:"fahano gne ondriko." \v 18 Zakaiko aminao, marina, da marina tokotry, fony mbola tanora anao, da zatry nampiditry irery gne akanjanano ary nandeha tamin'izay tianao, fa rehefa niha-antitry anao no hampisikina anao sy hinday anao amin'izay tianao andehana."