tkg_jhn_text_reg/21/12.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 12 Hoy Jesosy tamindreo hoe:" avia hihina maraindray."Tsy nisy tamindreo mpianatriny saha nagnotany an'azy hoe:"iha me anao?" Fatan-dreo fa gne tompo io.\v 13 Nagnotany Jesosy, nangala mofo, ary nagnome izany andreo, toy izany koa gne hazandrano. \v 14 Fagnitelony amin'io gne niboany Jesosy tamindreo mpianatriny tafarany nitsanganany tame maty.