tkg_jhn_text_reg/21/10.txt

1 line
232 B
Plaintext

\v 10 Hoy Jesosy tamindreo hoe:"mindesa hazandrano maromaro aminreo vao azonareo teo."\v 11 Ary niakatry Simona Petera ka nisintona an-tanety gne harato, izay feno hazandrano zakabe; 153. Tena maro be, kanefa tsy tretry gne harato.