tkg_jhn_text_reg/21/07.txt

1 line
499 B
Plaintext

\v 7 Avy eo hoy ilay mpianatra izay tian'i Jesosy tamin'i Petera hoe:"gne tompo io." Rehefa ren'i Simona Petera fa gne tompo io, da nampiditry gne ambonin'ankajony izy(satria tsy nisiky izy), ka nitrebôky tao agnaty ranomasy.\v 8 Indreo mpianatra hafa nandea ame sambo kidy (satria indreo tsy lavitry gne tanety, teo ame roan-jato hakiho teo), ary nisito gne harato feno hazandrano.\v 9 Rehefa tafiakatry an-tanety indreo, da nahita afon'arina tegny ary hazandrano teo amboniny, miaraky ame mofo.