tkg_jhn_text_reg/21/04.txt

1 line
463 B
Plaintext

\v 4 Ary, raha efa mangiran-dratsy sahady gne andro, da nijoro teo an-dranomasina Jesosy, fa tsy fatandreo mpianatriny hoe Jesosy io.\v 5 Ka hoy Jesosy tamindreo hoe:"ry tovolahy, tsy misy hoany anareo sa?" Namaly an'azy indreo hoe:" Tsia."\v 6 Hoy izy tamindreo hoe:"atsipazo eo ame sisiny ankavanan'gne sambo kidy gne haratonareo, da hahazo anareo." Ka da natsipindreo gne haraton-dreo ary tsy nahavita nampiakatry izany tao nohony hamarozany gne hazandrano.