tkg_jhn_text_reg/21/01.txt

1 line
490 B
Plaintext

\v 1 Tafarandreo raha ireo Jesosy da niseho tamindreo mpianatry indraiky teo ame ranomasin'i Tiberiasy. Toy izao gne fomba nisehoany:\v 2 Simona Petera da niaraka tamin'i Tomasy izay angiana hoe Didymo, Natanaela avy any Kana agny Galilia, ireo zanak'i Zebedio, ary mpianatr'i Jesosy roa hafa. \v 3 Hoy Simona Petera tamindreo hoe:"handea hagnarato aho." ary hoy ireo taminy hoe:"izahay, koa, handeha hiaraky aminao." Ka lasa izy ireo ary na ino na ino indreo nandritry gne al8ina tontolo.