tkg_jhn_text_reg/20/30.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 30 Amizao Jesosy da nagnano famatara maro hafa teo anatrehany mpianatriny, famatara izay tsy voasoratry tao agnatin'ny ity boky ity,\v 31 fa ireo da voasoratry mba hafanareo mino fa jesosy no kristy, ilay zanak'Andriamanitra, ary rehefa mino azy anareo, da hahazo gne fiaina ame agnarany.