tkg_jhn_text_reg/20/14.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 14 Rehefa avy nizaka izany izy, da nitodiky ary naita an'i jesosy nitsang teo, fa tsy fatany anefa heo Jesosy io.\v 15 Hoy Jesosy tamin'azy hoe:" raviavy, nagnino anao no mitomagny? Fa iza gne hitenao?" Neveriny fa gne mpiamby anefa izy, ka hoy izy tamin'azy hoe:"tompoko, raha anao gne nangala an'azy, da zakay aminah gne nagnapetrahanao an'azy, fa ho alaiko agny izy."