tkg_jhn_text_reg/20/08.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 8 Avy eo ilay mpianatry raiky hafa, ilay avy voalohany teo ame kobory, niditry tao agnatiny koa, ary nahita sy nino izy.\v 9 Fa hatramin'io fotoana io indreo da tsy mbola nahafatatry gne soratry masina evao izy da tsy maintsy hitsanga ame maty. \v 10 Ka da nipody tagny andragno indraiky indreo mpianatry.