tkg_jhn_text_reg/19/40.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 40 Ka noraindreo gne vatan'i Jesosy ary namogno izany tame lambam-paty sy raha magnitry, araky gne fomba fandevegnan'gne Jiosy. \v 41 Ary teo ame toerana namatsia an'azy da nisy saha; ary teo amin'ilay saha da nisy kobory vaovao izay mbola tsy nandevegna olo.\v 42 Satria andron'gne fiomagnandreo Jiosy tamin'izany ary satria akaiky gne kobory, da nalevindreo tao Jesosy.