tkg_jhn_text_reg/19/38.txt

1 line
445 B
Plaintext

\v 38 Tafaran'ireo raha ireo, Josefa avy ao Arimatia, hatrame naha-mpianatr'i Jesosy azy (fa tao ame mangingina nohon'gne fatahora ireo Jiosy), nagnotany an'i Pilato raha afaky maka gne vatan'i Jesosy izy. Nomen'i Pilato alalana izy. Ka avy Josefa ary nangala gne vatany. \v 39 Avy tagny koa Nikodemosy, izy izay avy voalohany hagnety an'i Jesosy gne arivanignihy. Ary nindahy menaky magnitry sy vahona izy, teo ame zato litatry teo gne fatrany.