tkg_jhn_text_reg/19/28.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 28 Tfaran'izany, rehefa nahafatatry fa vita gne raha aby ka mba ho tanteraky gne soratra masina, da hoy Jeosy hoe:"mangetahetabaho."\v 29 Ary nisy tavoara feno divay marikivy nipetraka teo amin'io toerana io, ka nasiandreo divay marikivy gne nisipoijy ka notohizany tame hysopa ary napetapetany tame vavany. \v 30 Rehefa nisotro ilay vinaingitra Jesosy, da hoy izy hoe:"efa vita." Nahondrikiny gne lohany ary niala gne fahoiny.