tkg_jhn_text_reg/19/25.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 25 Ary nitsanga teo akaikin'ny hazafizalian'i Jesosy gne reniny, gne rahavavin-dreniny, Maria vadin'i Klopa, ary Mria magdalena.\v 26 Rehefa nahita gne reneny sy indreo mpianatra izay tiany nitsanga teo akeky teo Jesosy, da nizaka tame reneny izy hoe:"raviavy, indro, gne zananao laha!" \v 27 Avy eo hoy izy tame mpianatr hoe:"indro gne reninareo!" ary tamin'izany lera izany da nalain'gne mpianatra ho agny aminy izy.