tkg_jhn_text_reg/19/23.txt

1 line
481 B
Plaintext

\v 23 Rehefa nofatsindreo miaramila Jesosy, da nalaindreo gne lambany, ka nitriarin-dreo efatry, da samy mana raiky aby indreo; ary gne ankajo evakoa. Ary tsy misy vitrany gne ankajo, fa tenona raiky avao. \v 24 Avy eo nifampiresaky indreo hoe:"aleo tsy triarintsika ity, fa koa andeha hilokana ahitaha izay mahazo an'azzy." Nitranga izany mba hahatanteraka gne soratra masina izay milaza hoe:"nifampizarandreo gne lambako ary nolokainy gne fitafiko." Izany no nanindreo miaramila.