tkg_jhn_text_reg/19/12.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 12 Tamin'izany valin-jakany izany, da niezaky gne hagnafaky azy Pilato, fa nikoritsaky mafy ireo Jiosy, nagnano hoe:"raha afahanao io lelaha io, da tsy naman'i Kaisara anao. Izay rehetra magnano gne tegany ho mpanjaka da manohitry an'i Kaisara." \v 13 Rehefa ren'i Pilato ireo zakan-dreo, da nindeseny nijotso Jososy ary nipetraky teo ame seza fitsarana izay zakay hoe "lampivato", fa ame zakany Hebreo hoe"Gabata."