tkg_jhn_text_reg/19/07.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 7 Namaly an'azy ireo Jiosy hoe:"mana lalana itsika, ary araky gne lalana da tokotry ho faty izy satria mitonon-tegna ho zanak'Andriamanitra."\v 8 Rehefa ren'i Pilato izany fagnambara izany, da lasa natahatry be izy,\v 9 ary niditry tao ame lapam-panjakana indraiky izy ka nizaka tame Jiosy hoe:"avy ahia gne fihavianao?" Kanefa tsy namaly gne zakan'i Jesosy.