tkg_jhn_text_reg/19/04.txt

1 line
503 B
Plaintext

\v 4 Avy eo nijotso indraiky i Pilato ka nizaka tamindreo hoe:"indro entiko aminareo etoa ambadiky izy mba hahafataranareo fa tsy heloka amin'azy aho."\v 5 Ka niboaky Jesosy, nagnano sarindoa tsilo sy lamba volomparasy. Hoy Pilato tamindreo hoe:"indro ity raha lelaha!" \v 6 Rehefa hitanygne lohan'gne mpisorona sy gne manamboninahitry Jesosy, da nikoritsaky mafy indreo ka nizaka hoe:"tsapoy izy, tsapoy izy!" Da hoy Pilato tamindreo hoe:"alainareo izy ary tsapoy, fa ihao tsy mahita heloky amin'azy."