tkg_jhn_text_reg/18/31.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 31 Noho izà Pilato nizàka tamindreo hoe: "Hindesinareo Izy, ary tsaray araky gne lalànareo." Hoy indreo Jiosy taminy hoe: "Tsy ara-dalàgny ho anay gne manolotry olo ho faty." \v 32 Nagnambara izà indreo mba hahatanteraky gne zàkan'i Jesosy izay nozàkainy mba hagnambara hoe karazagne fahafatesana akongaia gne hafatesany.