tkg_jhn_text_reg/18/17.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 17 Avy eo ilay mpanompo viavy, mpiamby vavahady, nizàka tamin'i Petera hoe: "Anao tsy raiky amin'gne mpianatr'io lelà io?" Hoy izy hoe : "Tsy izy iao." \v 18 Ary nitsanga teo indreo mpanompo sy indreo mpianandry raharaha, ary namelo hafo namindroany indreo, satria nanara gn'andro; ka nagnafana gne aindreo. Petera koa niaraky tamindreo, nitsanga teo ary nagnafana gne ainy.