tkg_jhn_text_reg/18/12.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 12 Noho izà ireo tarika miaramila sy gne kapiteny, ary indreo mpiandry raharahandreo Jiosy, da nisambotry an'i Jesosy ary namatotry Anazy. \v 13 Nindesindreo tagny amin'i Anasy Izy aloha, satria izy da rafozan-dahin'i Kaiafa, Izay mpisoronabe tamin'io Tao io. \v 14 Ary Kaiafa da ilay nagnome hevitry indreo Jiosy fa tsara tokôtry raha misy olo raiky maty ho an'gne vahoaky.