tkg_jhn_text_reg/18/01.txt

1 line
532 B
Plaintext

\v 1 Tafaran'gne nizàkan'i Jesosy ireo zàka ireo, da nijoso niaraky tamindreo mpianatriny Izy ho ery ampita ery amè lohasan-drika an'i Kidrona, izay nisy loviky nidirany sy ireo mpianatriny. \v 2 Ary Jodasy, Izay hamadiky an'i Jesosy, nahafantatry gne fandehanany avakoa, satria nandeha matetiky tany Jesosy sy indreo mpianany. \v 3 Avy eo Jodasy, nitariky ireo tariky miaramila sy indreo mpiandry raharaha sasany avy amindreo lohan'gne mpisorona sy Fariseo, nandeha tany niaraky tamin'gne fanilo, fanala ary fitaovam-piadiana.