tkg_jhn_text_reg/17/20.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 20 Iao da tsy mivavaky ho andreo fotsiny, fa ho andreo izay hitegno Anah amè alalan'gne zàkandreo koa \v 21 mba ho raiky avao izy rehetra, mitovy aminao, Ray, ato amiko, ary Iao ao aminao. Mivavaky Iao mba ho ao amintsika avakoa indreo mba hinoan'izao tontolo izao fa nagniraky Anah Anao.