tkg_jhn_text_reg/17/15.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 15 Iao da tsy mangataky Aminao gne hangalanao andreo amin'izao tontolo izao, fa gne mba hiarovanao andreo amin'ilay ratsy. \v 16 Indreo da tsy an'izao tontolo izao, mitovy Aminah tsy an'izao tontolo izao. \v 17 Hamasino amè fahamarignà indreo. Fa gne zàkanao gne fahamarignà.