tkg_jhn_text_reg/17/06.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 6 Nampahafantatry gne agnaranao tamin'gne olo izay nomenao Anah avy amin'izao tontolo izao Iao. Anao raiky, ary nomenao Anah, ary notandremany gne zàkanao. \v 7 Amisia fantandreo fa gne zavatry rehetra izay nomenao Anah da avy aminao, \v 8 satria nomeko andreo avakoa gne zàka izay nomenao Anah. Noraisindreo ireo ary fantany marina tokôtry fa avy taminao Iao, ary nino indreo fa Anao gne nagniraky Anah.