tkg_jhn_text_reg/16/32.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 32 Indro, tonga izao gne fotoa, eny, tonga tokôtry, rehefa hiparitaky anareo, gne tsirairay samy agny amè tragnony avy manoka, da havelanareo raiky Iao. Nefa tsy raiky Iao satria miaraky amiko gne Ray. \v 33 Efa nozàkaiko taminareo ireo zavatry ireo mba hanagny fiadagna ato Amiko anareo. Managn'olagny anareo eto amin'izao tontolo izao, nefa mahereza: efa nandresy izao tontolo izao Iao."