tkg_jhn_text_reg/16/29.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 29 Hoy gne mpianatriny taminy hoe: "Hiteo, Amisia Anao mizáka mazava tsara ary tsy mampiasa fagnohara. \v 30 Fantatray ankehitriny fa mahafantatry gne zava-drehetry Anao, ary tsy misy tinao hametraky fagnontania aminao. Noho izà, da mino izay fa avy amin'Andriamanitry Anao." \v 31 Namaly andreo Jesosy hoe: "Mino amin'izay anareo?