tkg_jhn_text_reg/16/26.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 26 Amin'izá andro izà da hangataky amè agnarako anareo ary tsy hizàka anareo Iao hoe hivavaky amè Ray ho anareo, \v 27 fa gne Ray mihitsy gne tia anareo satria nitia Anah anareo ary nino fa avy lahatagny amè Ray Iao. \v 28 Avy amè Ray Iao, ary tonga teto an-tany. Fa hiala izao tontolo izao Iao ary ho agny amè Ray."